Toa mampalahelo fa tsy mampihomehy. Tsy mampihomehy ahy aloa ny tsy fahalala fa mampalahelo ka izay no tsy dia azoko loatra amin'ilay tantara kely na tokony hiomehy na tokony alahelo. Fa na dia izany aza dia toa sakay masiaka kely rano ilay madama kely matoritory eo ampandriana.
Artiste : Tsiky tsidika Titre de la vidéo : Aza manody Catégories : Comique Vues : 981 Ajouté par : admin