tsara be ilay hira an! fa 'zao e,ahitsio ilay teny malagasy nosoratanareo fa manimba maso be ny mahita ny hadisoana eo,ny hira tena tsara ,indrindra ny tonony fa ahitsy kosa izay na dia tononkira aza satria fitaizana ihany koa ny hira fa tsy hira fehy hira ihany akory,ohatra amin'izany entin-driaka no fiteny mitovy fanononana amin'ny hoe entin-drika izay DISO raha soratana,maromaro izy eo e
Tsiory
1 année, 2 mois
mlay le izy fa le fitsipi-pitenenana sisa no lesoka kely fa misaotra e.