Une Malgache de Nosy Be parle des différents chefs d'état

Madagascar

  • Actuellement 3.00/5
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
Note : 3.0 sur 4 votes
Commentaires (24)
Lights off
La liste d evos vidéos préférées est pleine.


Ajouter un commentaire

Nom :


Votre commentaire:


Confirmer:



* Merci de surveiller votre langage. 400 caractères maximum.

Commentaires

  1. dofa
    dofa
    2 années, 9 mois

    soa fa mba misy olona toy i madama fa tsy kanosa daholo! fa azoko ihany alou le olona tsy sahy e, vu les menaces de mort de Andry Rajoelina sur les gens qui ne l'aiment pas, c'est un dictateur !!!!!!
  2. tsikitsiky
    tsikitsiky
    2 années, 10 mois

    Marina ny lazainao madame , tena saha miseho ianao, ny sasany dia matahotra ny fahamarinana sady tsy manan sofina mihaino,miseho dia manaova temoignage fa aza mirediredy oatriny alika voakapokaka ,ny fahamarinana dia miseho foana ary ny mpandainga dia ho menatra be fotsiny .samy mahita daholo ny rehetra fa izy iany no sahy manao temoignage , misaotra betsaka azy.Aoka izay ny vandy ry "mba miseho
  3. GASIKARA
    GASIKARA
    2 années, 10 mois

    NY HANY TENY TENENINA DIA FISAORANA ANAO ,TIA TANINDRAZANA

    TIA FAHAMARINANA !
  4. le izy
    le izy
    2 années, 10 mois

    Hisaorana manokana madama @ le vidéo fa dia marina daholo tokoa zany resakao zany. Marina fa nahavita be i Ravalomanana ary marina fa betsaka ny foza orana mandainga @ internet, ka mailo foana. Izay olona any province hafa ka afaka miteny dia sahia miteny fa aza manaiky ny dictature an'i Andry sy Mialy Rajoelina. Mbola ho avy ny an'ireo fa aza manahy.
  5. bobizato
    bobizato
    2 années, 10 mois

    Et maintenat, que vont-ils faire
    De tout ce temps? Que sera leur vie?
    De tous ces gens qui les indiffèrent,
    Maintenant qu'Ra8 est parti?
    Et tous ces bruits, pourquoi? Pour qui?
    Tous ces mutins qui s'réunissent pour rien.
    Capsat qui s'bat pour qui, pour quoi?
    Qui s'bat trop fort, trop fort.

    Et mainenant, que vont-ils faire?
    Vers quel néant glissera leur vie?
    Ils ont gagné la p
  6. patriote
    patriote
    2 années, 10 mois

    C'est une malgache de nosy be. Tsy mahazo teny gays anga "mba misaina é" ? Zany mba olona misaina sy tia tanindrazana. Misaotra anao madama fa ny olona @zao fotoana zao de matahoatra daholo noho ny MENACE DE MORT du camp Andry Rajoelina. Oui chers Français qui lisez, Andry Rajoelina fait tuer tous ceux qui s'opposent à lui. C'est la dictature, la terreur. Et la France cautionne. Honte à la France!
  7. 0ctobre 2010
    0ctobre 2010
    2 années, 10 mois

    OCTOBRE 2010 TOUT, SAUF RAVALO
  8. MBA MISAINA EH!
    MBA MISAINA EH!
    2 années, 10 mois

    Une Malgache de france oui, pas une Malgache de nosy-be,tsy fantany akory ny zavatra teneniny,fa mamaky betement fotsiny.deja! efa ela no nialany ny Tanindrazana,fa tsy niaina ny regime R8 .tokony mba nipetraka 2taona tao nosy-bé ianao Ramatoa mba nahitanao ny dozy n'ny DICTATURE DE R8.c teribllllllllleeeeeeeeeeee.tena mbola misy olona tsy misaina eto antany
  9. madagascar-presidency.gov
    madagascar-presidency.gov
    2 années, 10 mois

    Ranjoky,ramanana, c'est tjrs RADO
  10. madagascar-presidency.gov
    madagascar-presidency.gov
    2 années, 10 mois

    bonjour! si vous voulez voir un bon reportage,à propos de Madagascar,veuillez ***cter sur cet site .madagascar-presidency.gov

Artiste : Madagascar
Titre de la vidéo : Une Malgache de Nosy Be parle des différents chefs d'état
Catégories : Reportages
Vues : 2854
Ajouté par : admin