Ianareo zany! ilay mba nahazo tombotsoa tamin'ny RAVALOMANANA, matoa ianao momba azy foana,tadidio tsara fa mbola tsy ampy 2 mois izay ny nitondran'ny ANDRY ny firenena,aleo handeha ny revy dia ho hita eo izay foza orana,fa tsy toan- DRAVALO daholo ange ny olona rehetra eh!ary AZA NY HAKELIN'NY FIL NO JERENA FA NY HERINARATRA IZAY ENTINY.ary ataovy veloma mandrakizay i R8 fa tsy hiverina intsony e
avereno ny volanay 1900 milliards izay nangalarinao RAVALOMANANA?fa an'ny vahoaka Malagasy ireny fa tsy Anao sy Lalao akory,mihevitra ianao fa ho afa-bela amin'izany,mbola ho avy atsy ho atsy ny fitsarana anareo sy ny forongonareo,ary handoavanareo ny zava-bitanareo.brrrrrrrrrrrrrrr
Modérateur, pouvez-vous bloquer l'adresse IP du foza orana là svp ? il n'arrete pas de changer de pseudo. C'est malhonnête!! Sady efa hita be zao oe mamarotra tanindrazana i Andry Rajoelina, mpamono olona, mampihorohoro dia mbola mauvaise foi ihany. 10 millions de m2 vendu à la France par Andry TGV,et ce n'est que le début. Président Ravalo, revenez vite parce que Andry est en train de tout piller
tsy moramora letsy ny manarina ny dégas,izay nataon'ny anadahyndrenin'ialahy tao Dago ah!izao va manomboka manao saisie des biens- ndravalo ny fanjakana,mba hamerenana ny volampanjakana izay nainldravalo,c'est normal raha alain'ny fanjakana ny fananan'ny TIKO SY MAGRO,rehefa mitsoka ny olona enjehin'ny fanjakana dia zony ny manao saisie des biens.ohatra ny olona manana trosa @banque eh!
Andry Mpamadika est là depuis 2 mois et en 2 mois, il a fait passer l'euro de 11 900 à 13 300 fmg. Il a tué des gens, brulé les biens, menacé de mort, tiré dans le tas sur les manifestants pacifiques, volé les biens de TIKO et des autres entreprises, VENDU 10 millions de m2 de terre aux Français!!!! Si on le laisse plus lgtps, ça sera encore pire!! et toi le foza orana arrete de changer de pseudo!
Ianareo zany! ilay mba nahazo tombotsoa tamin'ny RAVALOMANANA, matoa ianao momba azy foana,tadidio tsara fa mbola tsy ampy 2 mois izay ny nitondran'ny ANDRY ny firenena,aleo handeha ny revy dia ho hita eo izay foza orana,fa tsy toan- DRAVALO daholo ange ny olona rehetra eh!ary AZA NY HAKELIN'NY FIL NO JERENA FA NY HERINARATRA IZAY ENTINY.ary ataovy veloma mandrakizay i R8 fa tsy hiverina intsony e
Andry Rajoelina vient de vendre 10 millions de m2 de terre à des Français !!!!! lol ! et maintenant il retourne sa veste. Il dit qu'il n'est pas contre le projet Daewoo. Mbola ho aiza zany e!!!! héhé. Vaofitaka daholo nareo foza orana reo
avereno ny volanay 1900 milliards izay nangalarinao RAVALOMANANA?fa an'ny vahoaka Malagasy ireny fa tsy Anao sy Lalao akory,mihevitra ianao fa ho afa-bela amin'izany,mbola ho avy atsy ho atsy ny fitsarana anareo sy ny forongonareo,ary handoavanareo ny zava-bitanareo.brrrrrrrrrrrrrrr
de tena mitovy @ andry rajoelina marina kle!!!! tena zao mintsy le fomba an'lery! efa aloha ny ilay coup d'état ary io kou! sao de io no nanaovany lery copie????? mdrrrrrrrrr
tena marina tokoa! manao promesse tsy misy dikany sady jiolamboto be de mamaoka basy ra vao misy manohitra azy! misaotra @ le video. T@ hoavina io?
tsitanareo mitovy @ fomba an'i andry rajoelina ve zao ady zao kle!!!! tpttttttt