Témoignage sur le régime de terreur de Andry Rajoelina au Trocadéro (04/04/2009)

Crise Madagascar 2009

  • Actuellement 3.67/5
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
Note : 3.7 sur 9 votes
Commentaires (54)
Lights off
La liste d evos vidéos préférées est pleine.


Ajouter un commentaire

Nom :


Votre commentaire:


Confirmer:



* Merci de surveiller votre langage. 400 caractères maximum.

Commentaires

  1. okok
    okok
    5 mois, 1 semaine

    la femme qui a témoigné a reçu des menaces de mort de la HAT, c'est pour ça qu'on a fait retirer la vidéo
  2. STM
    STM
    8 mois, 1 semaine

    Ankamatatra: Minoa fotsiny ihany hoy izy dia nanaiky tokoa ireto gASY KELY; De ho avy toy ny mpangalatra aho hoy izy mialoha ny 26 juin de hiverina indray izany izy handroba ny fananampirenanena, De inona indray ary ny teny manaraka halainy ao amin'io Baiboly io e? Vahaolana tokana @ krizy: mivadika musulman na boudiste na zavatra hafahafa kokoa noho ny kristiana ny malagasy.
  3. tringlueur
    tringlueur
    9 mois

    ils ont fermé TOPMADA!!!! stop le régime de terreur de la HAT
  4. btok
    10 mois, 4 semaines

    ma parole, il a pété un cable le foza orana la. Faut le faire interner!!!!! tpt
    heureusement que ravalo va revenir pour que la démocratie revienne.
  5. admin
    10 mois, 4 semaines

    Si on vous a bloqué, ce n'est pas parce que vous êtes pro-TGV, ni parce que vous changez de pseudo pour faire croire que vous êtes plusieurs. Ici, on est pour la démocratie et on laisse chaque camp s'exprimer. Par-contre, on n'accepte pas vos insultes et vos propos pleins de haine. C'est l'unique raison pour laquelle on vous a bloqué. Restez courtois si vous voulez continuer à vous exprimer ici.
  6. bloquevo indray ny ip ny pro TGV EH!
    bloquevo indray ny ip ny pro TGV EH!
    10 mois, 4 semaines

    ary tsy nahomby anga ny blocage ip zay nataoporinareo,ry reto ah!hahahaha hihihihih
  7. t-g-vonona
    t-g-vonona
    10 mois, 4 semaines

    aza matahotra fotsiny, fa minoa nareo fa ho afaka i Gasikara atsy ho atsy miaraka @ANDRY TGV,io no mahavita azy,izao efa midina ny vidim-piainana,fa saingy heligelinin'ireo vendrana ataondravalo zombi reo.
  8. message
    message
    10 mois, 4 semaines

    izao no tsy fantatrao ry pauvre R8,i Mouammar el kadhafi izay anaovanao leche cul io dia,tsy iza fa "Akama bonne n'ny Sarkozy sy Ratsiraka didier io deba io!tena sahiko ny milaza amin'ny Ialahy fa tsy hatakalony an'ny IREO olona ireo ialay izay mpivarodronono io.aza mba vendrana ihany ho ah! tsy fantany akory fa any antranon'ny mpamosavy zato havako no mandondona,raha any swazy dia d'accord aho ..
  9. avis
    avis
    10 mois, 4 semaines

    raha toa ka tsy tonga aty ivato ialahy ry R8,dia TENA OLONA MITENITENY FOANA, koa sady misy bandy akama bonne izay tena akaiky anao indrindra mitady anao maika ,tsy iza izany fa PETY, GENERAL FIDY, VONINAHITSY ,BONIFACE.ireo dia manana compte à regle avec toi ok!@firy moa ialahy tonga aty ivato rapitso,
  10. a louer
    a louer
    10 mois, 4 semaines

    ambassadeur gasy any etazonia,mitady trano hofana,fa nanjavona ny trano n'ny ambassade malgache aty etazonia,tsy fantatra izay nivarotra io trano io fa raha mba hitan-droky re!dia mba avereno ny tranonay,fa tena tsy andrariny,

Artiste : Crise Madagascar 2009
Titre de la vidéo : Témoignage sur le régime de terreur de Andry Rajoelina au Trocadéro (04/04/2009)
Catégories : Reportages
Vues : 3477
Ajouté par : admin





rn