le soit disant osy hita tao Iavoloha reny ange tsy an' Ravalo e! fa i Andry rajoelina sy Ratsirahonana ary Ratsiraka no nanisy an reny tao de mody natao hoe ravalo. c'est un combat entre le bien et le mal. Le bien = Ravalo. Le mal = TGV et tous ses compères;
alefaso ary ty fitondrana ity izay milay e
le soit disant osy hita tao Iavoloha reny ange tsy an' Ravalo e! fa i Andry rajoelina sy Ratsirahonana ary Ratsiraka no nanisy an reny tao de mody natao hoe ravalo. c'est un combat entre le bien et le mal. Le bien = Ravalo. Le mal = TGV et tous ses compères;
dia hoavy tsy ho éla zany ravalondainga..ho rava ndray ny tanà na,malahelo ny magro sy tiko angaha sy ireo sipa ao tanana viavy chila,hotesse air mad,coks mihaja vadinolona ect..sa leo lé sipa géna ?bé karana fa io ndray mba tairina dada aa,tsisy sanjila mitsy enao vo maty lé osymaity éé jeroo fa bédara ko any @ roi swaziland sy mogabé anyéé azo amidy @ gasy io fa efa tsy mino fotsiny ihany tsony
tsy manao politika angà ? nareo journaliste reo mintsy no tena gaigy là ! omena vola de manaiky manao désinformation. alors c'est bien fait ho an lisany mintsy zao mitranga zao. Nareo ihany no nanao an reo foza orana reo