nataon-DRAVALOMANANA, toy n'ny mivarotra Ronono ny nitondrany @ GASYKARA,notereny toy n'ny omby be ronono ny vahoaka,indrisy misy ny niandohana, misy koa ny fiafarany,aleo mba hanao vice president n'ny Swaziland indray ingahy R8fa ny i G asikara fa tsy mila koa,fa izao avereno ny volambahoaka izay nangalarinao,fa mangataka @ president HAT mba hanao mandat d'arret international hanambotra @ R8, ok
Enigme
11 mois, 2 semaines
Vo iray izay no maty.Maso solon'ny maso,ary ny olona amanjatony maty notifirin-dravalo nga hadino sahady? Mbola hotsarain-Andriamanitra @ ireny famonoana olona sy fanafenana fatin-olona maro be ireny koa ravalo,ravalo izay milaza azy ho tena Mpivavaka be nefa mamono olona sy mandainga.
JOSOA
11 mois, 2 semaines
rado,g ne suis pas pro TGV ny pro R8,mais g suis là pou l'amour de MADAGASCAR.C tout,ah merci pour le renseignement a propos de R8,il ne plus au bled allors?
mais arrete de changer de pseudo ducon!! y a aucun mensonge, ravalo n'a jamais fait entrer de milices.99% de ce qu'a dit TGV est faux, tout le monde le sait! vous croyez qu'on gobe tous vos mensonges ou quoi? vous vous gourez!!! france 24, on sait qu'ils roulent pour la france alors la ramenez pas avec ce média bourré de mensonges!!! sale traitre de TGV!!rendez-nous les corps de nos familles!!!!
RADO!aza mandainga ranga ah!Ny MERCENAIRE ndravalo no nitifitra variraraka sans sommation,ary namono nahafaty ireo olona tia-TANINDRAZANA IREO,preuve jereo reportage france24,fa tena tsy andrariny,ny nataon-Ndravalo,RAVALOMANANA c'est un CRIMINEL,et on na pas besoin de vérité,la vériré é là ....jereo FRANCE24.
des témoignages concordant disent que les tirs venaient de l'extérieur, et à l'extérieur, il y avait l'armée de andry rajoelina (le CAPSAT). Les vidéos sont analysées et une enquete a lieu. La ministre de la défense de ravalo a démissionné parce qu'elle n'a jamais donné cet ordre. Et ravalo n'était pas sur place. La vérité va éclater. C'est signé Andry Rajoelina. Et il continue.Quel criminel!!!!
ou sont les corps des manifestants qui manifestent pacifiquement a Ambohitsirotra?beaucoup des morts aussi ont disparus?
Où sont les corps? pkoi TGV cachent-ils les corps des manifestants qui manifestent pacifiquement tous les jours???? depuis le début des manif, il y a au moins 1000 blessés, morts et disparus. La france cautionne ces actes mais les autres pays du monde, je lance un appel à vous. Ne laissez pas faire sans rien faire, vous seriez aussi complices de ce crime contre l'humanité.
Mifoka rongony be kou le pro TGV reto. Olona miaro an Ravalo kou hotifiriny. Tsy iza fa ny armée an'i Dj TGV assasin et dictateur ihany reo. Ny témoignage sy ny saty be de be, ny vidéo mandeha. Mbola tsy maintsy ho gadraina i Andry @ zavadratsy nataony io. Na t@ 28 mars, na t@ androany. Na t@ 7 février, mbola izy ihany kou no napitifitra. Ny document manaporofy an'io efa hivoaka atsy ho atsy.
enigme,izaho aloha dia tsy pour antsika hifamono"SAMY MALAGASY ISIKA NA AVY AIZA NA AVY AIZA"fa ireny olona voatifitra ireny dia olona voakaraman-Dravalo,mba hanao déstabilisation ao DAGO,isika tsy mpomba ny ratsy,fa tokony tonga saina isika vahoaka,@ izao toe-draharaha mitranga ao daga izao,tokony hatambatra ny hery mba hanavotana ny Tanindrazana,fa tsy hanaiky ny ho Andevon-DRAVALO,