ry vahoaka antananarive aza afangaro ny maire sy ny filoha ; a tana TGV no voafidy maire ny andraikiny voalohany dia ny fikarakana sy ny fampandrosoana an'iarivo niteny aryniresaka tao @ radio gasikara toulouse izy fa hampandroso ny tanana marina fa misy ny hevitra tsy mitovy nefa kosa tsy tokony ny vahoaka foana no atao sorona TGV tsy maty ny filoha malagasy ratsiraka no faly simba tana merde!
ra-intello
1 année, 4 mois
aza potehana ny firenana tongava saina ry vahoaka malagasy manana tany lehibe isika afaka manome vokatra zay ilain'ny malagasy tokony @ filoha no manisy pression ,mitaky ny zon'ny malagasy ny vary fanafody fitsaboana ny fianarana zany no atao hoe democratie tara ihany ianao ra-8 raha izao vao mahatsiaro ny fangejana ny gasy mahamenatra niresakao un peu trop gourment yaourt cola huile avion ny tany
ra-intello
1 année, 4 mois
avereno @ malagasy ny taniny omeo ny alika ny yaorut sy ny produit tiko firy pour% ny malagasy no misakafo tsara zao ra-8 vao mampandry alika ny andraikitrao dia asa ho a'ny tanindrazana ny fiananan'ny vahoaka malagasy ra hendry ny zanakao tsy homenao menarana ,tananarive masiaka vahoaka ny resaka resahanao amiko manokana dia tsy tokony hiteny andriamanitra ianao na hiteny ny fahendren'ny gasy
TGVendrana
1 année, 5 mois
cause toujours! i andry tgv zao efa resy! zay ny mahatonga azy manaiky dialogue io. Ary Ravalo maranitra ka hainy tsara ny ataony. Ny olona efa leo @ TGV tay anareo ary efa kôpy daholo oe mitady seza kay lery no sady tsy misalasala mihitsy manao sorona ny olona! zao zao feno ny olona maty à cause de lui, à cause de andry rajoelina, de feno ko ny au chomage. TUEZ-LE et on en parle plus!hovalahy tay
MARCELLIN
1 année, 5 mois
mATOKY ANAO IZAY ANDRY TGV ARY MINO IZAHAY FA TSY MAITSY MBOLA HITONDRA NY FIRENENA IANAO.MIREDIREDY NY OLONA IZAY TSY TIA TANINDRAZANA AMIKO NY MIVAROTRA TANINDRAZANA DIA OLONA FARAIDINY ARY TSY H VANON-OLONA IZANY.KORAZY DAHOLO ISIKA MPIGREVY .Ny tolona ts maints mandresy!!!V
Artiste : Crise Madagascar 2009 Titre de la vidéo : Ravalomanana s'exprime sur la rencontre avec Andry TGV (21/02/2009) Catégories : Reportages Vues : 798 Ajouté par : admin
ry vahoaka antananarive aza afangaro ny maire sy ny filoha ; a tana TGV no voafidy maire ny andraikiny voalohany dia ny fikarakana sy ny fampandrosoana an'iarivo niteny aryniresaka tao @ radio gasikara toulouse izy fa hampandroso ny tanana marina fa misy ny hevitra tsy mitovy nefa kosa tsy tokony ny vahoaka foana no atao sorona TGV tsy maty ny filoha malagasy ratsiraka no faly simba tana merde!
aza potehana ny firenana tongava saina ry vahoaka malagasy manana tany lehibe isika afaka manome vokatra zay ilain'ny malagasy tokony @ filoha no manisy pression ,mitaky ny zon'ny malagasy ny vary fanafody fitsaboana ny fianarana zany no atao hoe democratie tara ihany ianao ra-8 raha izao vao mahatsiaro ny fangejana ny gasy mahamenatra niresakao un peu trop gourment yaourt cola huile avion ny tany
avereno @ malagasy ny taniny omeo ny alika ny yaorut sy ny produit tiko firy pour% ny malagasy no misakafo tsara zao ra-8 vao mampandry alika ny andraikitrao dia asa ho a'ny tanindrazana ny fiananan'ny vahoaka malagasy ra hendry ny zanakao tsy homenao menarana ,tananarive masiaka vahoaka ny resaka resahanao amiko manokana dia tsy tokony hiteny andriamanitra ianao na hiteny ny fahendren'ny gasy
cause toujours! i andry tgv zao efa resy! zay ny mahatonga azy manaiky dialogue io. Ary Ravalo maranitra ka hainy tsara ny ataony. Ny olona efa leo @ TGV tay anareo ary efa kôpy daholo oe mitady seza kay lery no sady tsy misalasala mihitsy manao sorona ny olona! zao zao feno ny olona maty à cause de lui, à cause de andry rajoelina, de feno ko ny au chomage. TUEZ-LE et on en parle plus!hovalahy tay
mATOKY ANAO IZAY ANDRY TGV ARY MINO IZAHAY FA TSY MAITSY MBOLA HITONDRA NY FIRENENA IANAO.MIREDIREDY NY OLONA IZAY TSY TIA TANINDRAZANA AMIKO NY MIVAROTRA TANINDRAZANA DIA OLONA FARAIDINY ARY TSY H VANON-OLONA IZANY.KORAZY DAHOLO ISIKA MPIGREVY .Ny tolona ts maints mandresy!!!V
j espère que vous etes sincère et que Dieu le Pere vo us a pardonnée le sang qu y .tt étaient versée tokiny tsy tondra tanindr'azana intsony ianao tompoko sao resaka manpatory fotsiny ny kabarinao prudence mes freres et soeurs rehefa izay nilahatra ataon andriamanitra midera azy no atao amen CLAIRE
leto filem niko
o ry ravalo a! zay tsy manaiky ra afakafaka fotsiny iny tgv iny an! resaka sérieu ty! vonoinay iny ra tsy alefanao any amponja! à cause de ce dj de tsy miasa tsony zao zay mianakavy kely de vao maika mafy ny fiainana!