ary tena lasa kaozatra be ravalo izany ah! tena lakalaka tokoa ny fiainana.tena kikisa'nny adi-tsaina i baina kle! tena mampalahelo lery oh!
germain
1 année, 2 mois
ary hoatriny lasa nia nahihy ny prezida ra ny fahitako azy sa za no diso?
Artiste : Crise Madagascar 2009 Titre de la vidéo : Message de Marc RAVALOMANANA Part 1 (26/06/2009) Catégories : Reportages Vues : 427 Ajouté par : admin
ka arrogant loatra kou izy taloha de zao ny vokany! tsapao alou ny herinao hono! nefa efa hita be zao oe misy coup d'état ho avy atsy ho atsy de mbola zany ihany ny vavany! ra mba nisaina un minimum sy nahay manao communication sy gestion de crise ravalo de tsy tonga teo akory reo foza reo! ny gaffe ny TGV bobaka be, de au lieu de oe profiter oe vitaina lery, de vao maika kou ravalo nanao gaffe!!