Manifestation contre le coup d'état à Ambohijatovo (21/03/2009)

Crise Madagascar 2009

  • Actuellement 3.33/5
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
Note : 3.3 sur 3 votes
Commentaires (16)
Lights off
La liste d evos vidéos préférées est pleine.


Ajouter un commentaire

Nom :


Votre commentaire:


Confirmer:



* Merci de surveiller votre langage. 400 caractères maximum.

Commentaires

  1. dada
    dada
    1 année, 5 mois

    Mahazaka Demokrasia ve reto Tgv ireto eh, mbola tsy nisy niakatra lapa, tsy nisy nihanika Ambotsirohitra dia vonoina ny olona maneho ny heviny, izay ve le tena Demokrasia. Balles reelle ve no miasa rehefa nymiaro ny ara-dalana no mihetsika.
  2. démocratie
    démocratie
    1 année, 5 mois

    ry kyffra isany a. Vaolohany ndrindra alou, de tsy ravalo no namono ny olona t@ 7 février fa ry TGV. Mbola mandeha ny enquete fa aza taitra. Ny vidéo feno, ary efa hita tsara oe ry TGV no nanao sorona olona. Misy antony matroa izy tsy tany. Akoatrzay, de ny 95% ny vahoaka pro-Ravalo daholo. Nareo TGV reo 5% ra be ndrindra. Ka ny be sy ny maro no arahana fa tsy nareo vitsy kely reo. ET TOC!!!!!!!!!
  3. kyffra
    kyffra
    1 année, 5 mois

    n'in n'in kozin ze ikozy fa ny zvtra fatataniaraha nahita de olona ts mendrika tsony i ravalomanana: efa namono olona, nanodikodia vola-panjakana, manompo devoly, mihevitra ny tenany fa ho tompon'i MADAGASIKARA, tsy ekenay tsony mits ny iverenany eo e.
    tongva saina ze mbola manohana azy
  4. jean-yves
    jean-yves
    1 année, 5 mois

    Depuis quand un cotier comme Ratsiraka aime les merina?! TGV est bien un merina, non?! A moins qu'il soit le seul au monde à posséder un lisseur de cheveux puissant et un éclairssisseur de peau puissant. Donc, un cotier qui n'aime pas les merina, utilise un merina qui ne peut pas etre président car trop jeune contre un autre merina qui est lui président. Moralité?
  5. malagasy
    malagasy
    1 année, 5 mois

    ny marina hono tsy mba maty, ka aleo ho tsarain'ny tantara izay manao fopla eo
  6. zoky
    zoky
    1 année, 5 mois

    Bonjour,tant que ratsiraka n'est pas jugé et tué comme dans le temps de nicholas ceaucesco de la roumanie,il cherche à tout prix de ceux qui veulent se mettre au pouvoir comme le cas de Ravalomanana et la déstabilisation de Madagascar,rajoelina,il n'est pas encore né quand ratsiraka était au pouvoir,donc il est le pion de l'autre.JUGEZ RATSIRAKA ET PENDEZ LE HAUT ET COURT
  7. hihihihihi
    hihihihihi
    1 année, 5 mois

    Bande de plouc.Manaraka ny toetsain'ny gasy any andafy fotsiny nef tsy mba mahita oe mpangalatra anie lay olona teo iny e.
  8. paty
    paty
    1 année, 5 mois

    sao dia "emmo"kosa noho mamon' moly sy mpisotro taoka .tsy mahita io video io !
  9. paty
    paty
    1 année, 5 mois

    ALLO EMMO?
  10. paty
    paty
    1 année, 5 mois

    ny tena jadona dia ny maka an-kériny'ny fitondrana ka izy no mankany an-tsihefaha

Artiste : Crise Madagascar 2009
Titre de la vidéo : Manifestation contre le coup d'état à Ambohijatovo (21/03/2009)
Catégories : Reportages
Vues : 3211
Ajouté par : admin