samy manana ny heviny ny olona! mifanendrikendrika lalandava ny gasy! ra8 zany tsy namono olona? resak adala no ataontsika raha izao no fandehany! maninona ra8 no tsy sahy mody ao mada? mahina foana ny mpanao ratsy
Ry manandafy tokony mba hipetraka @ zay fa efa tsy nahavita nin nin hatrizay! de mampiresaka eo fotsiny! iza moa no mpamono olona? ra8
raminerakoto
10 mois
GEGEKELY AAA EN EST EN 2009 TSY MISY ANDEVOKELY ZANY TSONY..FA AFAKA ANDRINAN'NY FIHETSIKA SY FISAINANA NY REHETRA ..NA MAINTY NA FOTSY YA DES CONS PARTOUT..ARY HOAN'NY REHETRA SOLUTION OMENA AZA VARIANA MIFAMPITSIKERA ETO FOTSINY NA ANDRY NA RA8 REFA TSY MAMELONA FA MAMONO VAHOAKA DIA TSY EKENA..SOLUTION OMEO OLONA VAOVAO I DAGO FA AMPY ZAY FIFANDIMBIASAN'NY MAPAMITAKA SY MPANAKOROTNA IZAY
LE NOUVEAU HEROS C EST LE CAPITAINE ROGER LUC, lui au moins n'a pas peur d'affronter les sanguinaires de F.I.S. , j'ai commencé à ne plus croire en l'armée malagasy, ... jusqu'à ce que je vois ce genre d'intervention : qui dit mieux? ...
Pour à bas TGV: gardez les "archives", c'est très précieux mais pour l'instant, il n'y a pas de sécurité, soyez vigilants,...
moi j'ai conservé TOUTES les vidéos et des vidéos inédites et on a toutes les preuves que andry rajoelina est derrière les tueries du 7 février. On attend juste le feu vert et ça sera bientot sa fin.
tsy azoko ilay scanner lazainy! unona no tiany lazaina ?
Aza mampiresaka e! j ai bien regardé les videos! te hiaro an dra8 fotsiny ianao. Porofoy dia afaka mino izay lazainao ny olona! mba mahalalà menatra rey olona. Lainga be foana zany no hataontsika malagasy????? manala baraka ny resaka ataon tsika
Parce que si Ravalo rentre, Charles le sanguinaire risque de le butter. Ravalomanana n'a tué personne. Le 7 février, c'était les mercenaires de Andry Rajoelina qui ont tiré. Regarde bien les vidéos. Maintenant, si Ravalo doit revenir avec la force et tuer tous les membres de la HAT, 99,99% des malgaches seront avec lui pour le faire. On n'attend que ça d'ailleurs.
samy manana ny heviny ny olona! mifanendrikendrika lalandava ny gasy! ra8 zany tsy namono olona? resak adala no ataontsika raha izao no fandehany! maninona ra8 no tsy sahy mody ao mada? mahina foana ny mpanao ratsy
ny mpamono olona ve? tsotra ny valiny ka. TGV. Andry rajoelina, l'autoproclamé commandant charles, efa any ny lisitra fa aza manahy e.