miandrasa fifidianana ra tena hendry fa aza mirediredy eo e
Hendry
1 année, 5 mois
sao dia mba ny masonareo manoratra reo no voatampin'ny vola fa tena tsy kobnareo mintsy ve ny zvtr antaondra-8 e! sa refa lasany ny tranonareo zay vo ho tonga saina!!!!! fa io ko ze tinareo iany oe TRAMWAY sa TGV anreo ny safidy
hery
1 année, 5 mois
tsy kilalao ty fitondrana firenena ity mr Andry,mino aho fa tsy mbola au niveau nareo hitondra firenena,aza enti_po fa nareo ange ataon'ny olona fitaovana e,tsy hoe tsy mankasitraka anareo ny tenanay,mafy ny fiainan'ny M/gasy,ny fiovan'ny toe-tsain'ny filoha no tena ilaina fa tsy ny fialany,tsy hoe momba azy koa ny tenanay,AIZA LAY FAHENDRENA E?Voaozona angamba sika Malagasy an!
MJ
1 année, 5 mois
Toa tena mitombona ihany ry zalahy le kozy henoko hoe tsy dia nahita fianarana lavitra loatra koa le ranamana io, hany ka tsy afaka manao analyse lavitra mihitsy!
tena vendrana
1 année, 5 mois
il parle comme un dictateur andry tgv!!!!!
BARO
1 année, 5 mois
Il se tire dans les pieds! Fini sa carriere!
Sao dia mihevitra ary izy hoe manongana prezida ohatry ny manondrana birao am pokotany??!!!
Tant pis pour lui, il a choisi le mauvais timing!
J'espere que Madagascar reviendra au calme

Le Maire est en train dérailler. J'invite les spectateurs à partager les tiques du maires lorsqu'ils commencent à dérailler. Comme c'est le cas lors de son interview du 3 janvier durant ses commentaires sur la mise en place du PDS. Il a paniqué et même on se demande si la pression qu'il subit en ce moment ne la pas fai déraillé.
Vous avez fait assez de dégâts Mr Andry Rajoelina. Arrêtez, merde ! Vous ne comprenez pas encore que vous êtes le jouet de ces politiciens tellement vomis par la popuilation qu'ils ne sont jamais arrivés à organiser un meeting à Tana. Ca suffit !!!!!!
andry ta pété un cable ma parole!!!! mdrrrrr merci pour cette bonne blague!
bandy mitapy v io e!manalabaraka otrany olona tsy nianatra sa bandy sovazy