i charles aza hono lasa ao @ conseil d'administration an'ny JIRAMA kou!!!!! bravo la HAT an!!!!! olona mitapy daholo reo fa tokony vonoina daholo de samy miala. Miandry ny legaliste ao @ RFI tsika
rina
5 mois, 3 semaines
tena mampalahelo tsy matahotra tody ireo matatesa raha manana vady amanjanakaary indrindra ray amandreny fa olna lehibe iny no atao tsinotsnons fa aza matahotra fa ho havy ny alahelo ny tany sy ireo olona maty any tsy androny
mba misaina ry TGVendrana a!!!!andana kou manaova mandat d'arret contre youtube sy dailymotion rehefa zany. Mitapy mintsy reo foza orana reo. Mbola ho aiza zany e. Vao maika romotra aza ny vahoaka mahita an'zao tsy fanajà nareo ray @ dreny zao. i Andry Rajoelina, Ratsirahonanana, Augustin Andriamananoro, Monja Roindefo, zay HAT rehetra sy ny CAPSAT de mpamadika daholo eee.
Artiste : Crise Madagascar 2009 Titre de la vidéo : Arrestation de Manandafy par la HAT (29/04/2009) Catégories : Reportages Vues : 1458 Ajouté par : admin
i charles aza hono lasa ao @ conseil d'administration an'ny JIRAMA kou!!!!! bravo la HAT an!!!!! olona mitapy daholo reo fa tokony vonoina daholo de samy miala. Miandry ny legaliste ao @ RFI tsika
tena mampalahelo tsy matahotra tody ireo matatesa raha manana vady amanjanakaary indrindra ray amandreny fa olna lehibe iny no atao tsinotsnons fa aza matahotra fa ho havy ny alahelo ny tany sy ireo olona maty any tsy androny
Mes chers compatriotes,
avec tous les respects que je vous dois, comment soutenir un régime totalitaire pareil ! la preuve est là sur la vidéo d'arrestation de M.Manandafy. Voir la façon de faire de ces militaires désordonnés sans ordres dans leurs actions, la ou les futures victimes sera ou seront vous les nouveaux dirigeants malgaches. A méditer.
zao ny zavatra nataon ndravalo e.revy hifanaovana io fa matatesa soaka,ary manadafy io efa mpanakorotana h@ zay t@ 72 ngamba ataoko fa tsy misy zay tsy nahalala ny fanao io.tantara sarotra adinoana reny ka mbola tsy hitako ihany zay mbola hanohanana an io.refa mpakorotana dia hinana any .
i Pety ange nanao tentative d'assassinat an'i Ravalo e. Ka tsy mahagaga ra vogadra izy fa tsy rariny zany. Jereo vao navaoka lery de inona no nitranga? Maty i Ratovondrahona Raymond, adversaire politique de Pety Rakotoniaina pour la municipalité de Fianarantsoa. Nasiny poizina!!!! quelle coincidence non? Andry TGV a relaché des criminels dans la société! mpamadika eeeee
super la démocratie façon andry rajoelina! arreter le 1er ministre du gouvernement légal d'une manière aussi bestiale! ça devrait etre passible de cour martiale etde prison pour violence physique et morale! bravo la france, soit disant pays des droits de l'homme. Voilà où votre financement de coup d"état mène madagascar. Mais bon, vous vous en foutez de mada, vous ne voulez que nos mines et pétrol
Au bagne les crapules pro-Ravalo!
mais pkoi les pro TGV sont tous violents comme ça? est -ce qu'il y a de vrais démocrates parmi les pro TGV ? ils ne savent faire que ça on dirait, des menaces, des arrestations, des meurtres, des assassinats, alors que les légalistes sont tous pacifiques. C'est vraiment un combat entre le bien (légalistes et pro Ravalomanana) et le mal (HAT et pro TGV).Mais vous savez le bien finit tjrs par gagner
Il n'y a pas eu de mandat d'arret. Il y a un témoignage sur topmada qui le confirme.