mais ca va pas , fa nanino i ANDRY FONA NO FAUTE, fa angaha izy no nitifitra sa ny olona nentiny? efa notenenin dry garde presidencielles fa nahazo baiko avy @ president ireo , ka iza no mpamono? esory eo ity ravalomanana ity fa manao zavatra mamoapady @ tanindrazana , DEVOLY io.
fa TGV aona no responsable e? sa refa mitifitra ratsiraka de responsable fa refa ravalo no mitifitra de tsy responsable? mba mandinika tsara fa entik'entim-pona le anarana ry an a, avy ety ivelany nisy nitifitra mitsy fa teny ambony batiment nanodidina teo, Ã ton avis mpandinika, zone rouge io aiza ny acces nekaran troupe TGV tao?? mba valio azafady. d naninona koa ny journaliste no novonoina?
Ka ra mety na tsy mety Andry TGV amin'izany dialogue zany tsy tokony ho tifirina zany ny olona e, ny President ne misolo ny RAD eo amin'ny fanjakana de ny vahoaka ny zanaka e, de aona ra maditra zany ny zanakao na miprotester de otrindromina antsy ohatri'zay io fandehan javatra io , ny aty tsy de mpanao politique fa efa trop kosa le zavatra miseho eto amitsika
eric
3 années
i andry tgv tsy mety @ zany dialogue zany e! ravalo efa impiry no niantso hoe anao dialogue fa i rajoelina mihitsy no tsy mety fa asa, korotana mihitsy angamba no tadiaviny
blala
3 années
slt, aleo @ zay hilamina fa tena mankaleo be le korontana sy ny faty olona maro be, asio fifanantonana @ zay.
Imagine que tu as un gamin. Tu vois un gros trou profond qui risque de le tuer s'il y va. Tu le pousses quand même à y aller.
Qui est le fautif. Toi ou celui qui a creusé le trou?
mais ca va pas , fa nanino i ANDRY FONA NO FAUTE, fa angaha izy no nitifitra sa ny olona nentiny? efa notenenin dry garde presidencielles fa nahazo baiko avy @ president ireo , ka iza no mpamono? esory eo ity ravalomanana ity fa manao zavatra mamoapady @ tanindrazana , DEVOLY io.
c'est vraiment n'importe quoi andryTGV fait vraiment n'importe quoi il envoi des gens se faire tuer pour son propre interet il monte les gens et les envoi se faire tuer il a qu'a y allé lui sur le front prendre sa place a la presidence au lieu d'envoyé des pauvres citoyens se faire tuer
adinoko le site
http://madagascar-evenements-2009.blog4 ever.com/blog/index-288010.html
mazava hoa azy fa nanao sorona ny vahoaka i andry rajoelina ary tokony vaosazy mafy. Ty misy témoignage miaraka @ sary mikasika an'io.
fa TGV aona no responsable e? sa refa mitifitra ratsiraka de responsable fa refa ravalo no mitifitra de tsy responsable? mba mandinika tsara fa entik'entim-pona le anarana ry an a, avy ety ivelany nisy nitifitra mitsy fa teny ambony batiment nanodidina teo, Ã ton avis mpandinika, zone rouge io aiza ny acces nekaran troupe TGV tao?? mba valio azafady. d naninona koa ny journaliste no novonoina?
TGV a tout calculé. Il est responsable de ces morts. Si vous ne me croyez pas, regardez bien les images à 00:39. Les soldats sont dehors. Et d'un coup ils sont surpris par des tirs venant d'on ne sait où. Il est évident que ces tirs viennent de quelque chose d'extérieur.