o ry Priscia an! mampalahelo ny hevitrao, tsy maninona akory fa tsy takatr'iny sainao ny zavatra mitranga fa ny takatrao dia fitiavan-tena.Ka mieritrereta vao miteny fa aza mirediredy.
Aleo hitohy ny asa efa vita fa tsy ny seza mbola ipetrahan'olona nosintonina e!au moins mba miandry ny mandât ho tapitra ka ho hita eo izay ho lany.Ra 8 ihany e!
Artiste : Crise Madagascar 2009 Titre de la vidéo : 50 000 personnes pour soutenir Marc Ravalomanana (14/02/2009) Catégories : Reportages Vues : 949 Ajouté par : admin
o ry Priscia an! mampalahelo ny hevitrao, tsy maninona akory fa tsy takatr'iny sainao ny zavatra mitranga fa ny takatrao dia fitiavan-tena.Ka mieritrereta vao miteny fa aza mirediredy.
o ry Priscia a! sois pas aussi conne ! personne n'a été payé fa lainga daholo zany
y a des pauvres qui voulaient y aller fa tsy misy frais de nomena frais izy mais c'est tout! y a pas de 50000 ou 125000 fmg c'est des conneries! on va quand meme pas les laisser venir à pied! ny olona aza efa mijaly! ka akombony ny vava parce que la colère de Dieu c'est sur toi qu'elle va tomber et ta famille!
Aleo hitohy ny asa efa vita fa tsy ny seza mbola ipetrahan'olona nosintonina e!au moins mba miandry ny mandât ho tapitra ka ho hita eo izay ho lany.Ra 8 ihany e!
Est ce que vous saviez que toute ces foules ont été payées par le TIM pour venir à Mahamasina ce jour là ? Il y en a qui ont été payé 50.000 Fmg, 75.000 Fmg, mais il y avait aussi ceux qui ont été forcé d'y aller car sinon ils perdront leur travail. Quel honte! Honte à vous qui soutenez encore Ra-8 et que la colère de Dieu tombe sur votre famille!