Tena ilaina mihitsy fa ny fanapariahana azy eto antoerana no tena ilà na fikirizana betsaka satria toa valalan'amboa ihany ny valiha, izaho izao vao hianatra azy nefa 36 taona, tsy maninona izany fa aleo tara toy izay tsy misy, mametraka ny fisaorana feno anao fa mila base aho na dia saika hanao autodidacte aza sady tena hitako tsy ho tafako mihitsy ilay izy raha tsy misy intro kely. Mankasitraka.
Artiste : Bana Rahalahy Titre de la vidéo : Comment tenir le valiha Catégories : Traditionnel Vues : 1069 Ajouté par : admin