Tena tsara alou ny hiranareo e! fa zao ra mba azo atao mba asio parole mo zay ko mantsy mba te hahay anle izy avy aty Fianarantsoa iany e! Merci
Elodie
2 années, 5 mois
slt ! mba te ahafantatra ny relation nareo sy Lydia. tianao v izy ? Elodie
Rova
2 années, 11 mois
ka ambarako eto izao ny fafoizan-tenako hanompo ano raiko.....
raha ianao no miaraka amiko tokoa tsy misy asa tsara izay tsy ho efako....
nicol avoniaina fabio
2 années, 11 mois
atolotra manokana ho an'ilay olona mianatra mafy amin'izao fotoana izao!!! Dia miala tsiny moa raha nanakorontana fa tsy dia hoe fanaovana tsinontsinona anao le fiantsoana fa tiako loatra ianao ka tsy ho foiko ho resy...............bye Rova eeeeeeeeeeeeeeee
tena tsara ka