Mpamindra fo izy

Lola

  • Actuellement 3.55/5
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
Note : 3.5 sur 11 votes
Commentaires (8)
Lights off
La liste d evos vidéos préférées est pleine.


Ajouter un commentaire

Nom :


Votre commentaire:


Confirmer:



* Merci de surveiller votre langage. 400 caractères maximum.

Commentaires

  1. marieodette
    marieodette
    1 année

    misaotra betsaka kia lola fa tena ttsara tokoa ny hira fiderana tena matorortoro fo tokoa . enga anie mba tena hidera azy nahary tokoa isika rehetra ary eo ambany fasoavany hatrany . mazotoa mamorona atrany lola de mampahery
  2. bandkelybetaona
    bandkelybetaona
    1 année, 2 mois

    Tsara be le hira mitory fiderana fa tsy le hira mampandihy fitombenana reny foana aleo midera @zay eh ratsy zao fiainana zao
  3. hasina
    hasina
    1 année, 4 mois

    Hello! Za alou tena tia Lôla be mintsy e! tohizo fa tsara ny hiranao, feno anatra sady mampieritreritra tsara e, tohizo hatrany.
  4. Ra zezika
    Ra zezika
    1 année, 6 mois

    Ankafizina tanteraka ny ezaka famoronan-kira sy ny fahaizana mihira !

    Aoka mba hoa avelantsika ny fandaniana andro amin'ny politika fa kosa hiezaka hampandroso ny firenena.
    Tsy isika ange no namorona ny politika e! Ka noho izany dia ezaka hiraihina no tokony hatao sy handrosoana no himasoana fa tsy politika !
    Misaotra sy mankafia e!
  5. MAILAKA
    MAILAKA
    2 années, 9 mois

    FA IREO OLONA IZAY BE DIA BE NOGADRANA AMIN'NY TSY ANDRARINY IRENY IZANY. ALIKA FA TSY OLOMBELONA RY PRO R8 AH ! SATRIA TSY MITOVY HEVITRA TAMIN'NY RAVALOMANANA.MBA MIERITRERETA RY KELY SAINA ALOHANY HIRESAKA FA MANKALEO BE NY REVINAREO.OK AVERENO NY LASA
  6. sitraka
    sitraka
    2 années, 9 mois

    milay b ny hira fideranao ry Lôla a, tohizo fa mampahery. hamindra fo tokoa anie Atra amizao zava-miseho amin'ny firenentsika izao.!!!
  7. Harisoa
    Harisoa
    3 années, 1 mois

    Mpihira manana ny maha izy azy i Lola,manoro hevitra ny hirany sady mampisaina.izy koa cool sady ananny ny bika sy endrika @ maha mpihira azy. milay leisy Lol a!
  8. Nafissa
    Nafissa
    3 années, 2 mois

    He is a good singer and have a very perfect voice.His song is really interesting and giving more advice also.so i'm voting for him because i like his song very very much.thank you
Artiste : Lola
Titre de la vidéo : Mpamindra fo izy
Catégories : Evangélique
Vues : 3069
Ajouté par : admin