Aleo tsy mifanaratsy fa zany le toe tsaina mahavoa antsika malagasy, tsy aleo ve ankafizina fotsiny le izy. Isika aza tokony ho faly manana mpanakanto isankarazany. Mila miova le toe-tsaina fa mahamenatra le fifanaratsiana, aleo samy mivelatra amzay hitiavany azy e. JUST ENJOY!!!!!!!!!!!!
fitsa
2 années, 8 mois
ihhiiihiihhihihihi.....kay lety eee.... jcroyais ke ct d gasy ou o moin d francais....ihihihhiihihihii gaga le lety ee...lol
fa inona ary ity manao tsinontsinona ny mpanakanto malagasy ty ry zareo a. Fomba fihiran'ny tanora ankehitriny anie ny an'ndry Tovo Jhay,Marion ets...e Nareo no vendrana tsy maharaka ny "goûts du jour" pfff
meta
2 années, 11 mois
ça me secoue un MAX ! Surtout en ce moment . J'en ai les larmes aux yeux . BAAAVVVOOO
Tsara be
mafnaritra!^^
Thank you so much!!!!!
Thanks, 1000 thanks, may God bless all of you!!!
^^
Aleo tsy mifanaratsy fa zany le toe tsaina mahavoa antsika malagasy, tsy aleo ve ankafizina fotsiny le izy. Isika aza tokony ho faly manana mpanakanto isankarazany. Mila miova le toe-tsaina fa mahamenatra le fifanaratsiana, aleo samy mivelatra amzay hitiavany azy e. JUST ENJOY!!!!!!!!!!!!
ihhiiihiihhihihihi.....kay lety eee.... jcroyais ke ct d gasy ou o moin d francais....ihihihhiihihihii gaga le lety ee...lol
non ka tena colonisé fotsiny ry tovo jhay sy marion sns ka. Complexé @ maha gasy azy ry zareo. Tsy fanambaniana fa c'est la vérité lesy. Elle te blesse anga? Lisany de mihevitra milay ery nefa mehezan'ny olona le fomba firananarrrrrrrrreo hahaha