aleo ampidiriko ato ndray ny comm fa nofafany lay tompony tary @ youtube de aza fafana an. Je disais donc ke artistikement c nul, les chanteuses savent po chanter et les rappeurs savent po rapper sauf un vers le milieu. Neanmoin l'intention est bonne mais ça suffit po pour devenir un artiste. Et faut apprendre a accepter les critik fa refa tsy mataty de aza apetraka @ youtube. ok!!!!!
DOKTEMGASY
1 année, 11 mois
Eny e! tsara ref misy fo mitempo ,ary aoka koa mba hisento sy hahay hanavaka tsara ny teny hoe: MALAGASY SY NY HOE MALGACHE , ary rehefa hafatra ho an'ny mpiray tanindrazana dia aleo re tompoko mba ho teny gasy fa rehefa hiteny vahiny dia aleo ho an'ny vahiny manokana fa ny sakafo ny @ tsika no misy vary@anana fa tsy ny fiteny !
BIEN que je le lise pas parfaitement le gasy j'ai fais apel à mes connaissance phonétiq pour pouvoir relire c'est charmant comentaire bien tendre lol on c les critic c constructifs !! j'avoue meme si c pa du top(je pense surtt au 2 petite jeune où sa force sur la voi c pa tré jolie à entendre) ben j'espere que sa va cartoné pour we malagasy^^ j'm ce son,c frai !! A peaufiné!!
manina kou no atao an zany nirinsoo zany? menatra ny maha gasy anao nga enao? nirintsoa no izy
Ilay génération taty aorina io no betsaka no milaza ny tenany fa artista nefa rehefa dinihina dia tena vendrana be. Tsy misy matadidy an'zao tsony afaka eritaona. Soa ihany fa mba misy azo raisina ihany ny sasany fa ny ankabehazany aloa dia eh eh eh, sady tsy misy originalité no tsy misy talenta